|
|
|
|

Entry1  lany andro
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana 4  mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1]
Elementary words  5  lany, andro

Updated on 2023/04/22